|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ranomaso manentsin-keloka |
| Singan-teny | 2 rano, 3 maso, 4 manentsina, 5 heloka |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 entina milaza ny olona miseho amin' ny hafa ho malahelo sy tsy diso ka mitomany hanafina ny ratsy natao
[1.1] |
| Tovy hevitra | 8 ranomaso afefy heloka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|